Entry | 1 ratsy fanahy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] a) olona tsy mahay mitondra tena sy tsy mahalala ny rariny; b) olona masiaka sy lozabe |
Explanations in English |
4 [1.2] Of evil disposition, malevolent, malicious. 5 [1.7] bad, wicked, unpleasant, of a mean or evil disposition |
Explanations in French |
6 [1.3] mauvais, méchant, dont la conduite est mauvaise 7 [1.8] méchant, pervers |
Elementary words | 8 ratsy, fanahy |
Anagrams | 9 fisitrahana, ratsy fanahy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |