Entry | ratsiaina | |||
Elementary words | ratsy ; aina | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [1.1] | |||
Explanations in English | Hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [1.2] | |||
Explanations in French | Qui désire grandement, qui a des envies [1.3] | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word ratsiaina | |||
Anagrams | isatriana, ratsiaina, tsiariana |
Updated on 2023/04/02 |