Entry | 1 tsizarizary |
Root | 2 zary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [1.1] |
Explanations in English |
5 bad, vicious, worthless [1.7] |
Explanations in French |
6 mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [1.8] |
Examples |
7 Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472] 8 bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470] |
Derivatives |
|
Updated on 2023/02/16 |