Entry | 1 malaza ratsy |
Elementary words | 2 malaza, ratsy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy 5 Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563] |
Examples |
6 Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313#131] 7 ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369] |
Updated on 2023/04/16 |