|
|
|
|

Entry1  ratsy fitondran-tena
Elementary words  2  ratsy, fitondrantena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1]
Synonyms  5  ratsy fiaina

Updated on 2023/11/20