|
|
|
|

Entry1  am-bava tsy ratsy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny
Explanations in French  4  [2.415#4718] Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles.
Elementary words  5  am-bava, ratsy
Synonyms  6  vava tsy ratsy

Anagrams  7  am-bava tsy ratsy, tsiambaravatsy

Updated on 2025/01/21