Entry 1/3 |
liona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
[ lioña ] Laona [1.78]
|
| [Bezanozano]
Laona [1.78]
|
Synonyms | |
|
Entry 2/3 |
liona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [1.1]
|
Examples |
1 | Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra
[1.38]
|
2 | Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
[2.293]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Origin | French: lion.
|
Article |
|
Entry 3/3 |
liona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Bout des branches. [1.19]
|
| (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy.
[1.196]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|