|
|
|
|

Entry1  maingoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Explanations in English  4  a scorpion [1.7]
Explanations in French  5  scorpion [1.3, 1.8]
Examples  6  Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Article  8  Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  9  maingoka, miongaka

Updated on 2022/07/30