|
|
|
|

Index

Proverbs : osa

Proverb 1Ampingan' ilay osa: ka verin-tenany ihany. [2.165]
Ampingan' ilay osa ka very tenany ihany. [2.558]
Ampingan’ ilay osa: verin-tenany ihany. [2.653]
French translationLe bouclier d' un poltron: il l' a perdu lui-même. [2.165]
French interpretationIl l'a jeté en prenant la fuite! [2.165]

Proverb 2Aza manenjika ny osa fandrao mba sehatry ny mahery. [2.558 #675]

Proverb 3Bokan' avaratr' Ilafy ka ny matanjaka isan-jato, ny osa mpiandry lalana. [2.558]
Bokan' avaratr' Ilafy : ny matanjaka isan-jato, ny osa mpiandry lalana. [2.415 #1986, 2.653 #821]
French translationLépreux du nord d' Ilafy : ceux qui sont encore vigoureux font partie des escouades de cent pour la corvée, et les faibles gardent les chemins. [2.415 #1986]
French interpretationSe disait des côrvées et des travaux très pénibles aux ateliers royaux. [2.415 #1986]

Proverb 4Fanafodin' ny mahery : mibaboka; fanafodin' ny osa : mifona. [2.558 #1070]
Fanafodin' ny mahery, mivalo; fanafodin' ny osa, mifona. [2.165]
Fanafodin’ ny mahery, mivalo; fanafodin’ ny osa, mifona: tsy hambom-pon’ ny fahatanjahana, fa ny tena ihany no ho trany. [2.653]
French translationLe remède des forts (quand ils sont en faute), c' est de demander grâce; le remède des faibles, c' est de demander pardon. [2.165 #1106]

Proverb 5Fanafodin’ ny osa, ny marina atao. [2.558 #1071, 2.653 #897]
Fanafodin' ny osa ny marina ataony. [2.165 #92]
Fanafodin' ny osa : ny marina no atao. [2.415 #2945]
French translationIl n' est de meilleur remède pour les petits et les faibles que de toujours demeurer dans le droit chemin. [2.415 #2945]
La défense (litt. médecine) des faibles c' est leur honnêteté. [2.165]

Proverb 6Hianao no dobo solom-pitaratra, felan-tanan' ny ory sy totohondrin' ny osa, ary trano be fihantonan' ny amponga sy dadan' ny maro. [2.558]
Hianao no dobo solom-pitaratra, sy felatanan' ny ory, sy toto-hondrin' ny osa, tranobe fihantonan' ny amponga, dadan' ny maro. [2.415 #812, 2.653 #1061]
French translationVous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [2.415 #812]
French interpretationCes paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [2.415 #812]

Proverb 7Ilay osa niandry vary, ka rehefa tsy maharo, dia hoe : Hanombo va izay lasany ? [2.653 #1127]
Ilay osa niandry vary, ka rehefa tsy naharo dia hoe : hanombo ve izay lasany? [2.558 #1418]

Proverb 8Izay mahery, voanjomanga ; izay osa, tanalahy. [2.415 #3680]
French translationCeux qui seront vainqueurs seront estimés comme les arachides tachetées, et ceux qui seront vaincus seront regardés comme des caméléons battus. [2.415 #3680]
French interpretationChant d' enfants : il s'agit des vaillants et des paresseux. [2.415 #3680]

Proverb 9Lalana afaka ando: diavin' ny osa. [2.165 #906]
Lalana afak' ando, diavin' ny osa. [2.653 #1300, 2.558]
Lalan' afak' ando diavin' ny osa. [2.415 #772]
French translationSentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer. [2.415 #772]
Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [2.165]
French interpretationLes forts ouvrent le passage aux faibles. [2.415 #772]
Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [2.165]

Proverb 10Mahery tsy maody tsy ela velona. [2.415 #6289, 2.558 #1875, 1.1]
Mahery tsy maody tsy mba ela velona. [2.165 #1150, 2.653 #1419]
Ny mahery tsy maody tsy ela velona. [1.1]
Raha mahery tsy maody tsy ela velona, osa mahira-tsaina, saro-bonoina. [2.558 #3605]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. [1.1]
Tokony hitandrina sy ho malina ny matanjaka sao sendra ny tampoka tsy maha-lehilahy. [1.1]
French translationCelui qui est fort mais imprudent ne peut vivre longtemps. [2.415 #6289]
Qui est fort sans être prudent n' aura pas longue vie. [2.165 #1150]
French interpretationIl ne faut pas s'exposer au danger. [2.415 #6289]

Proverb 11Miaramila ao Mantasoa : ny matanjaka lasa mianala, ny osa kosa misoki-pasika. [2.415 #437, 2.653 #1728]
Miaramilan' i Mantasoa : ny matanjaka lasa mianala, ny osa misiko-pasika. [2.558 #2266]
French translationSoldats de Mantasoa : les forts vont à la forêt chercher des arbres, les faibles vont chercher du sable. [2.415 #437]
French interpretationTout le monde est obligé de travailler. [2.415 #437]

Proverb 12Ny manenjika ny osa, enjehin' ny mahery kosa. [2.415 #2737, 2.165]
French translationCelui qui persécute les faibles, sera un jour persécuté par les forts. [2.415 #2737]
Ceux qui poursuivent (ou persécutent) les faibles, seront à leur tour poursuivis (ou persécutés) par les forts. [2.165]

Proverb 13Ny osa tsy mba saro-po ary ny mahery tsy mba mandefitra. [2.558 #3206]
Ny osa tsy mba saro-po, ny mahery tsy mety handefitra. [2.415 #669, 2.653 #2388]
French translationLes faibles ne s' emportent pas facilement ; les puissants ne savent pas patienter et endurer. [2.415 #669]

Proverb 14Saboha midin-kariva : na tay ho enti-miady aza, fanala-tahotry ny osa. [2.653 #2812]
Saboha midin-kariva : na tsy ho enti-miady aza fanala tahotry ny osa. [2.558 #3770]

Proverb 15Tifitr' ilay osa, ka "tandrifiny va izao, Ranaotra?". [2.165]
Tifitr' ilay osa, ka tandrifiny ve izao Ranaotra? [2.558]
Tifitr' ilay osa : " tandrifiny va izao, ranaotra ? ". [2.415 #5732, 2.653 #3097]
French translationUn peureux qui tire : est-ce bien la direction, mon beau-frère ? dit-il. [2.415 #5732]
Un poltron en train de tirer, il dit: "Est-Ce que je vise bien comme ça, mon ami?" Il ne peut en juger lui-même, car il ferme les yeux par crainte de la détonation qui va se produire! [2.165]

Proverb 16Verin-tenany ohatra ny ampingan' ilay osa. [2.653, 2.558]

Index