Entry (1/2) | 1 ando |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [1.1] |
Explanations in English |
4 the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [1.2] 5 dew [1.7] |
Explanations in French |
6 rosée [1.3, 1.8, 1.13] 7 l'humidité [1.3] |
Examples |
8 Savasava ranon' ando ihany anefa ity. [2.298#7] 9 Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena; [2.285#170] 10 Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [1.38] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word ando |
Article |
19 Randzavola: ando ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 20 Ando |
Elementary words | 21 ando |
Part of speech | 22 name (book title) |
Author |
23 Andriamanantena Georges |
Publishings |
24 , 1977 |
Text | 25 |
Anagrams | 26 Ando, ando, dona, ndao, onda, Ando, ando, dona, ndao, onda |
Updated on 2023/07/31 |