|
|
|
|

Entry1  matanjaka
Root  2  tanjaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
5  Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?
6  Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana [1.1]
Explanations in English  7  strong, vigorous; heavily built, corpulent [1.7]
Explanations in French  8  fort, vigoureux; gros; un peu gras [1.8]
Examples  9  Fantatra fa matanjaka I Feno. [2.472]
10  Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944]
11  Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643]
12  Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Derivatives 
17  Active verbs :
Analogs  18  mafy, mahery, matomboka, tomady, be aina, be sandry
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word matanjaka

Updated on 2023/01/20