|
|
|
|

Entry (1/2)1  avaratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1]
Explanations in English  4  the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2]
5  the north [1.7]
Explanations in French  6  nord [1.3#67, 1.8]
Examples  7  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Vocabulary  8  Space
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Names :
11  Adverbs :
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word avaratra

Entry (2/2)20  avaratra
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra [1.1]
Vocabulary  23  Forms of Address
Compound words 

Updated on 2023/07/14