Entry | 1 maody |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao 4 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
Explanations in English |
5 suspicious, apprehensive [1.7] |
Explanations in French |
6 soupçonneux, méfiant [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 maodimaody |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word maody |
Anagrams | 10 daomy, maody |
Updated on 2020/07/31 |