Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : atahorana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Bibilava sy olombelona : matahotra, atahorana. [2.415 #5687]
Bibilava sy olombelona : samy tsiravina ihany. [2.415 #5687] Bibilava sy olona, ka samy matahotra ihany. [2.415 #5687] Bibilava sy olona : samy tsiravina ihany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un serpent et un homme : ils ont peur et se font peur réciproquement. [2.415 #5687] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de deux craintifs. [2.415 #5687] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Dakan' ilay vendrana : ny | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Lanjan’ amboa : atahorana ny vavany hanaikitra, atahorana ny vodiny handoto. [1.147 #L29] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra no atahorana. [1.1 #57, 2.653 #2119, 2.974 #55] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si l’on n'abuse pas de l’ignorance des faibles, c’est qu’on a la crainte de Dieu. [2.974 #55] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Ny toko no tsy atao maranitra, ny vilany no atahorana ho vaky. [2.558 #3307, 2.653 #2508] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Ny trosa toy ny rambondanitra : kely atahorana hipaoka ny lamba, lehibe ahina handrodana ny trano. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Salohin-dRamatahoboina : hitao anambo atahorana hahafaty olona; hatao an-joro ahina hahavoa olona. [1.147 #S14] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy, atahoran- Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran- | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||