|
|
|
|

Entry (1/2)1  olombelona
Elementary words  2  olona, velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
5  Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
Explanations in English  6  a mortal man; mankind [1.7]
Explanations in French  7  homme mortel; l'humanité en général [1.8]
8  être humain [1.5#371]
Examples  9  Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508#]
10  Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332#]
Compound words 
Titles 
Proverbs  17  Proverbs containing the word olombelona
Article  18  Randzavola: olombelona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)19  Olombelona
Subtitle  20  essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Elementary words  21  olombelona
Part of speech  22  name (book title)
Author  23  Dubois Robert
Publishings  24  L'Harmattan, 1978. Pages: 157

Anagrams  25  Olombelona, olombelona, Olombelona, olombelona

Updated on 2023/06/05