Entry (1/2) | 1 toko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany [1.1] |
Explanations in English |
4 a trivet for supporting a kettle [1.7] |
Explanations in French |
5 trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite [1.3] 6 trépied pour une marmite [1.8] |
Compound words |
|
Patronyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word toko |
Entry (2/2) | 13 toko |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy 16 Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto? [1.1] |
Explanations in English |
17 a group, a company [1.7] |
Explanations in French |
18 chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre) 19 tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande) [1.3] 20 tas; chapitre; groupe, compagnie [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 29 Koto, toko |
Updated on 2023/06/05 |