|
|
|
|

Entry1  rambondanitra
Elementary words  2  rambo, lanitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1]
Explanations in English  5  A water-spout [1.2]
6  a waterspout, the funnel of a tornado [1.7]
Explanations in French  7  trombe [1.8]
Vocabulary  8  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word rambondanitra

Updated on 2024/10/30