Entry (1/3) | 1 salohy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1] |
Explanations in English |
4 a head of rice; a cluster of grapes [1.7] |
Explanations in French |
5 épi, grappe [1.3] 6 épis de riz; grappe de raisins [1.8] 7 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196] |
Examples |
8 Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576] 9 salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472] |
Vocabulary |
10 Botany: (in general) |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word salohy |
Entry (2/3) | 14 salohy |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Lefona [Betsimisaraka]
[1.1] |
Entry (3/3) | 17 Salohy |
Elementary words | 18 salohy |
Part of speech | 19 name (book title) |
Author |
20 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
21 |
Anagrams | 22 Salohy, salohy, Salohy, salohy |
Updated on 2023/10/29 |