Entry (1/2) | 1 rovitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1] |
Proverbs | 4 Proverbs containing the word rovitra |
Entry (2/2) | 5 rovitra |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina 8 Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana 9 Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1] |
Explanations in English |
10 torn [1.7] |
Explanations in French |
11 déchiré [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 17 triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word rovitra |
Anagrams | 21 rivotra, rovitra, virotra, voritra |
Updated on 2020/07/31 |