|
|
|
|

Entry1  trosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy.
Explanations in French  4  [1.13] dette, traite
Examples  5  [2.4#] Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity.
6  [2.346#34] ary sao manantena hanana ka mahabe trosa.
7  [2.114#] Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo;
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word trosa
Article  28  Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29  rotsa, satro, satro-, trosa, tsaro, tsora

Updated on 2025/02/08