|
|
|
|

Entry (1/2)1  lamba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
4  Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony
5  Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1]
Explanations in English  6  the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [1.2]
7  woven cloth; clothing [1.7]
Explanations in French  8  tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [1.8]
9  tissu [1.13]
Vocabulary  10  Economy: clothing
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  46  Proverbs containing the word lamba

Entry (2/2)47  Lamba
Elementary words  48  lamba
Part of speech  49  name (book title)
Vocabulary  50  Literature
Author  51  Rabemananjara Jacques

Updated on 2023/07/13