|
|
|
|

Entry (1/2)1  mianjera
Root  2  zera
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
5  Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
6  Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1]
Explanations in English  7  to fall down by itself [1.7]
Explanations in French  8  tomber de soi-même, s'écrouler [1.8]
Examples  9  Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mianjera

Entry (2/2)16  mianje
Root  17  zera
Part of speech  18  imperative of active verb mianjera
Tables and plates  19  All the active imperatives

Anagrams  20  mianjera, mianjerà, mianjera, mianjerà

Updated on 2023/01/20