|
|
|
|

Index

Proverbs : mianjera

Proverb 1Ny alahelo toy ny rahona : rehefa mavesatra mianjera. [2.165 #1018, 2.415 #5566]
French translationLe chagrin est comme un nuage : quand il devient assez lourd, il tombe. [2.415 #5566]
Le chagrin est comme un nuage: quand il est assez lourd il tombe. [2.165 #1018]

Proverb 2Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [1.1]
Malagasy interpretationTokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [1.1]

Proverb 3Raha tsy afa-bintana, mianjera foana tahaky ny tany mikororosy. [2.415 #104]
French translationSi on n' est pas bien exorcisé, on tombe de faiblesse comme une terre qui s' éboule d' elle-même. [2.415 #104]
French interpretationCe proverbe disait la puissance des sorts. [2.415 #104]

Proverb 4Tsy mitsitsy fitia fa mandrodana, tsy manontany fa mianjera ihany. [2.415 #1740, 2.558 #4755, 2.653]
French translationIl ne ménage pas ses affections, mais va à l' excès ; il ne s' informe pas de ce que c' est, mais se précipite du premier coup. [2.415 #1740]
French interpretationSe disait des gens portés à l' excès. [2.415 #1740]

Index