|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitotongana
Root  2  totongana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano
5  Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito
6  Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  mitotongàna
Root  12  totongana
Part of speech  13  imperative of active verb mitotongana
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Tables and plates  16  All the active imperatives

Anagrams  17  mitotongana, mitotongàna, mitotongana, mitotongàna

Updated on 2023/01/20