|
|
|
|

Entry1  mikoa (koa)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany 4  Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
Explanations in English  5  to cave in, to fall off in pieces [1.7]
Explanations in French  6  S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3#343]7  s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8]
Examples  8  Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
9  Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Analogs  13  Mihetsaka, miletsy
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mikoa

Anagrams  16  kamiô, makio, miako, mikoa

Updated on 2023/10/26