Entry | mivena (vena) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Entry | mivena | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Mievina [1.78] | ||||||
Anagrams | mañevy, mivena |
Updated on 2023/01/20 |