Entry | 1 midaboboka |
Root | 2 daboboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby 5 Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] |
Explanations in English |
6 to fall with violence; to dash upon 7 to proceed in a large concourse [1.2] |
Explanations in French |
8 Tomber en bas: Nidaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) 9 aller en grand nombre: Nidaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 miandaboboka |
Updated on 2023/01/20 |