Entry | 1 tafintohina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy 4 Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe. [1.1] |
Explanations in English |
5 tripped, stumbling; offended [1.7] |
Explanations in French |
6 qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé [1.8] |
Derivatives |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tafintohina |
Updated on 2022/09/06 |