Entry (1/5) | 1 terỳ |
Part of speech | 2 adverb, past form |
Explanations in Malagasy |
3 Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny [1.1] |
Explanations in French |
4 passé de erý [1.3] |
Tables and plates |
5 All the adverbs |
Entry (2/5) | 6 terỳ |
Part of speech | 7 adverb |
Explanations in Malagasy |
8 Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy 9 Teo no ho eo, indray mipy maso [1.1] |
Explanations in French |
10 subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [1.3] |
Tables and plates |
11 All the adverbs |
Entry (3/5) | 12 tery |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy 15 Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity 16 Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany 17 Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [1.1] |
Explanations in English |
18 pressed; distressed; narrow [1.7] |
Explanations in French |
19 serré; étroit; exigu; en détresse [1.8] |
Examples |
20 ny làlana tery sady ratsy [2.113#] 21 Voageja manodidina aho sady tery [2.643#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word tery |
Entry (4/5) | 34 tery |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany 37 Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [1.1] |
Entry (5/5) | 38 tery |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in Malagasy |
40 zozoro maina fanao trano [Sihanaka]
[1.78] |
Explanations in French |
41 (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier. [Sihanaka]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 43 etry, rety, tery, terỳ, etry, rety, tery, terỳ |
Updated on 2023/08/11 |