Entry (1/2) | 1 hazofijaliana |
Elementary words | 2 hazo, fijaliana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1] |
Examples |
5 teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329] 6 Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#] 7 Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138] |
Vocabulary |
8 Religions, Beliefs |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 hazofijaliana |
Elementary words | 11 hazo, fijaliana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
14 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/08/26 |