|
|
|
|

Entry (1/2)1  tokazo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby
hazo manirery
Explanations in English  4  [1.2] a single tree
Explanations in French  5  [2.415] un arbre seul
6  [1.196] (contraction de tokana : un et hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec hazotokana .
Examples  7  [2.643#] Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray.
Vocabulary  8  Botany
Elementary words  9  tokana, hazo

Entry (2/2)10  tokazo
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray
Explanations in French  13  [2.415] la pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté
Examples  14  [2.436#] ny vola tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa.
Vocabulary  15  Economy: finances, management

Anagrams  16  tokazo, tokôza

Updated on 2025/02/02