Entry | 1 hazovato |
Root | 2 hazo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1] |
Explanations in French |
5 bois silicifié [1.13] |
Vocabulary |
6 Geology |
Synonyms | 7 vatoharana, vatohazo |
Anagrams | 8 hazovato, vatohazo |
Updated on 2020/07/31 |