Entry | 1 ranon-kazo |
Elementary words | 2 rano, hazo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry [1.13] |
Explanations in French |
5 sève [1.13] 6 la sève qui s'écoule des arbres [1.196] |
Examples |
7 mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany. [2.314#] |
Vocabulary |
8 Botany: (in general) |
Updated on 2024/08/13 |