|
|
|
|

Entry1  hoditra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso
Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa.
Explanations in English  4  [1.7] skin, hide, bark
Explanations in French  5  [1.3#257, 1.8] peau, écorce, cosse
6  [1.3#257] cuir, enveloppe, pellicule
figuré: teinte, couleur de la peau humaine
7  [1.196] L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc.
Examples  8  [1.436#] Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo.
9  [1.357#] Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra.
Vocabulary  10  Biology
11  Zoology: (in general)
12  Botany: (in general)
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  64  Proverbs containing the word hoditra

Updated on 2025/02/08