Entry | 1 pensilihazo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy |
Explanations in English |
4 [1.2] A lead pencil. |
Explanations in French |
5 [1.13] crayon de bois |
Examples |
6 [2.4#] Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda. 7 [2.332#] Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. |
Elementary words | 8 pensily, hazo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |