Entry | 1 rantsankazo |
Elementary words | 2 rantsana, hazo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1] 5 ny sampan' ny hazo maniry [1.1] |
Explanations in English |
6 The branch of a tree. [1.2] |
Explanations in French |
7 branches d'un arbre [1.196] |
Examples |
8 ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59] 9 Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245] |
Vocabulary |
10 Botany: (in general) |
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Updated on 2024/10/30 |