Entry (1/4) | 1 hira |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: (in general) 4 Sound |
Explanations in Malagasy | 5 lalao, kilalao, hehy [Taisaka] [1.78]6 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay 7 Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) 8 Hirahira: Hira andaniana andro. 9 (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) [1.1] |
Explanations in English | 10 a song; music; play [1.7] |
Explanations in French | 11 chant [1.3#249, 1.8]12 airs, musique vocale 13 action de s'amuser avec des objets [1.3]14 musique; jeux [1.8] |
Examples |
15 hira inona no nohiraintsika? [2.270] 16 Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356] 17 Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 24 kalo, kalokalo, vetso, vazo, antsa, atoa |
Compound words |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word hira |
Entry (2/4) | 35 hira |
Part of speech | 36 noun |
Vocabulary |
37 Zoology: mammals |
Explanations in Malagasy | 38 anaran-gidro [Bara] [1.78] |
Explanations in English | 39 ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233] |
Explanations in French | 40 maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233] |
Synonyms | 41 hirana |
Hyperonym |
|
Tables and plates |
42 The Lemurs |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 44 Hira |
Part of speech | 45 name (biblical) |
Vocabulary |
46 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy | 47 Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38] |
Explanations in English | 48 Hirah [2.996] |
Explanations in French | 49 Hira [2.996] |
Biblical quotes | 50 Chapters and verses mentioning Hira |
Tables and plates |
51 Full list |
Entry (4/4) | 52 Hirà |
Part of speech | 53 name (biblical) |
Vocabulary |
54 Holy Scriptures |
Explanations in English | 55 Ira [2.996] |
Explanations in French | 56 Ira [2.996] |
Other spellings | 57 ira, ira |
Biblical quotes | 58 Chapters and verses mentioning Hirà |
Tables and plates |
59 Full list |
Anagrams | 60 hira, riha |
Updated on 2023/06/14 |