Entry | 1 beso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Amin' ny hila misy feo maro, ilay fizaram-peo ambany indrindra, feo ambany sy migoboka: Ny lehilahy lehibe no matetika manao ny beson-kira. [1.1] |
Explanations in English |
4 bass, in music. [Eng. Bass.] [1.2] 5 a bass voice [1.7] |
Explanations in French |
6 basse; voix grave [1.8] |
Vocabulary |
7 Music: (in general) 8 Sound |
Compound words |
|
Anagrams | 10 beso, sebo, sobe |
Updated on 2023/08/11 |