Entry (1/3) | 1 hirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana 4 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana 5 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1] |
Explanations in English |
6 a glimmer of light [1.7] |
Explanations in French |
7 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 hirangirana |
Phytonyms |
|
Entry (2/3) | 13 hiraña |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [Tanala]
[1.78] |
Vocabulary |
16 Botany: fruit |
Entry (3/3) | 17 hirana |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 anaran-gidro [Bara]
[1.78] |
Synonyms | 20 hira |
Tables and plates |
21 The Lemurs |
Anagrams | 22 harina, hirana, hiraña, rahina, rihana, harina, hirana, hiraña, rahina, rihana |
Updated on 2020/07/31 |