|
|
|
|

Entry (1/2)1  hahay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in English  4  aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Explanations in French  5  aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Vocabulary  6  Zoology: mammals
Synonyms  7  aingitra
Other spellings  8  aiay, ahay
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  30  The Lemurs

Entry (2/2)31  hahay
Root  32  hay
Part of speech  33  future of active verb mahay
Examples  34  Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
35  Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
36  Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Anagrams  37  ahahy, hahay

Updated on 2024/10/30