Examples |
1 | Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy.
[2.117]
|
2 | Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany.
[2.470]
|
3 | Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra.
[1.270]
|
4 | Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka.
[2.606]
|
|