|
|
|
|

Entry (1/2)1  vazo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
Examples  4  tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
Compound words 

Entry (2/2)6  vazo
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word vazo

Anagrams  17  vazo, voza, zavo, zova

Updated on 2023/11/25