Entry | 1 aiay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1] |
Explanations in English |
5 the aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2] |
Explanations in French |
6 aye-aye [1.54] 7 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] |
Examples |
8 Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery. [1.436#] |
Vocabulary |
9 Zoology: mammals |
Synonyms | 10 aingitra |
Other spellings | 11 ahay, hahay, haihay |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
33 The Lemurs |
Updated on 2024/10/30 |