Entry (1/3) | 1 -kira |
Part of speech | 2 morphological form of hira |
Examples |
3 Toy izany koa ny feon-kira, ets. [2.346#4] 4 Vazobe koa no karazan-kira anankiray [1.437] 5 Io dia tonon-kira fankalazana na fiderana [1.318] |
Entry (2/3) | 6 kira |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in English |
8 the scales of fish [1.7] |
Explanations in French |
9 les écailles des poissons [1.8] |
Vocabulary |
10 Zoology: (in general) |
Entry (3/3) | 11 kira |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 fiotazam-bomanga [Taisaka]
[1.78] 14 Ny vanditry ny ravinkazo 15 Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. [1.1] 16 vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina [1.13] |
Explanations in English |
17 vegetable fibers [1.7] |
Explanations in French |
18 nervure (comme celles du raphia). [Tankarana]
[1.19] 19 fibres végétales [1.8] 20 nervure [1.13] 21 Nervures des feuilles et surtout la nervure principale ou « côte ». Quelquefois aussi nom des plantes dont on détache la nervure principale pour divers usages [1.196] 22 Longues fibres ou épidermes susceptibles de se détacher de certaines feuilles, comme celles du rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) [1.196] |
Vocabulary |
23 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 31 -kira, kira, rika, -kira, kira, rika |
Updated on 2023/05/16 |