|
|
|
|

Index

Proverbs : ovana

Proverb 1Antova ka nova, sahafa ka hafa. [1.147 #A87]

Proverb 2Ny tarehy no tsy azo ovana, fa ny toetra mora ovana. [2.558 #3269]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana. [2.415 #3053, 1.1]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa raha ny fanahy mora foana. [2.415 #3053]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa ny bika aman' endrika dia sarotra ovana satria efa izao no nanaovan' ny Nahary azy, fa ny toetra amam-panahy kosa dia miankina amin' ny sitrapon' ny tena ny mahatsara na maharatsy azy. [1.1]
French translationUne vilaine figure ne peut pas être changée mais une mauvaise conduite peut facilement être changée. [2.415 #3053]
French interpretationOn peut corriger sa conduite. [2.415 #3053]

Proverb 3Ny vintana tsy azon' olona ovana, fa didy avy amin' Andriamanitra. [2.415 #101]
French translationLe destin ne peut pas être changé par les hommes, car c' est Dieu qui l' a fixé. [2.415 #101]
French interpretationParoles des astrologues pour dire que le destin s'accomplira malgré tout. [2.415 #101]

Index