|
|
|
|

Entry (1/2)1  azo
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe
4  Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo
5  Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy
6  Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko
7  Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly
8  Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato
9  raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato [1.1]
Explanations in English  10  possessed, allowed [1.2, 1.7]
11  had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. [1.2]
12  gotten [1.7]
Explanations in French  13  gagné, obtenu ; compris ; permis [1.8]
Examples  14  ary raha izany, inona no haja sy voninahitra ho azoko; [2.293]
15  ary tsy hitanao angaha ity famonjena tampoka azontsika. [2.324]
16  Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]
17  izay mamin-dry zareo Raby jiosy fatratra ka notanany mafy, dia be hevi-dravina foana ka azo isaina koa ho karazan' ny "anganongano" voalaza eto. [1.38]
Morphology 
18  Present :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  66  Proverbs containing the word azo

Entry (2/2)67  azo
Part of speech  68  conjunction
Explanations in French  69  à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) [1.3]
Tables and plates  70  All the conjunctions

Anagrams  71  azo, oza, zao-

Updated on 2023/06/18