Entry 1/4 | ovana (ova) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ovana | ||||||||
Entry 2/4 | ôvana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | [ ovaña ] Noyau [1.13] | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62] | ||||||||
Vocabulary | Physics | ||||||||
Entry 3/4 | ovana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [Betsimisaraka] Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [1.196] | ||||||||
Vocabulary | Botany: (in general) | ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry 4/4 | ovana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | [Bezanozano] (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [1.196] | ||||||||
Scientific name | Phloga polystachya | ||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||
Anagrams | avona, ovana, vaona, voana |
Updated on 2023/10/26 |