|
|
|
|

Entry (1/4)1  didy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
4  Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
5  Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1]
Explanations in English  6  a cut
7  a command [1.2, 1.7]
8  an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2]
Explanations in French  9  coupe, incision
10  commandement [1.8]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  27  Proverbs containing the word didy

Entry (2/4)28  didy
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
31  aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1]
Vocabulary  32  Health

Entry (3/4)33  didy
Part of speech  34  adjective
Explanations in Malagasy  35  mamo [Tanosy] [1.78]
Derivatives 
36  Names :

Entry (4/4)37  Didy
Elementary words  38  didy
Part of speech  39  name (toponym)
Vocabulary  40  Geography: towns
Tables and plates  41  Full list

Anagrams  42  Didy, didy, Didy, didy

Updated on 2024/01/26