Entry |
fanahy
(hahy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka [1.1]
|
|
Entry |
fanahy
(ahy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manahy Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy:
Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby:
Ny fanahy no olona. Saina mieritreritra, fahendrena:
Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany. Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra:
Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika. Toetra:
Manao fanahin-jaza. Fahasalamana:
Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka:
olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. [1.1]
|
Explanations in English | The mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. [1.2]
|
| The spirit, the soul; an attitude or temperament [1.7]
|
Explanations in French | Esprit, âme; attitude ou tempérament [1.8]
|
Examples |
1 | Toetra no lazaina hoe fanahy eto.
[1.316]
|
2 | Fa misy fanahy handalana, Re lahy!
[2.69]
|
3 | Fanandratana ny fanahy maha-olona.
[1.317]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
fanahy,
fanahiko,
fanahinao,
fanahiny,
fanahintsika,
fanahinay,
fanahinareo,
fanahin',
fanahin-,
fanahim- |
Prefixed : |
-panahy,
-panahiko,
-panahinao,
-panahiny,
-panahintsika,
-panahinay,
-panahinareo,
-panahin',
-panahin-,
-panahim- |
|
Synonyms | ~ ~ |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
fañahy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Fitaka [1.78]
|
Morphology |
Simple : |
fanahy,
fanahiko,
fanahinao,
fanahiny,
fanahintsika,
fanahinay,
fanahinareo,
fanahin',
fanahin-,
fanahim- |
Prefixed : |
-panahy,
-panahiko,
-panahinao,
-panahiny,
-panahintsika,
-panahinay,
-panahinareo,
-panahin',
-panahin-,
-panahim- |
|
|
Entry |
Fanahy
|
Part of speech | name (biblical)
|
Examples | Velona amin'ny Fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny Fanahy
[2.996]
|
Vocabulary |
|