|
|
|
|

Entry (1/2)1  toetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin' ny olona iray, izay anisan' ny mampiavaka azy amin' ny hafa: Mahafinaritra ny toetran' / Naivo fa tsotra sy tia namana izy
4  Fandeha: Ratsy ny toe-barotray ka angamba, hakatonay ny tsena atsy ho atsy ~ Tsara ny toetran' ny tafika
5  Laharana: Samy tokony hanao fitafiana araka ny toetrany avy
6  Fomba, ny maha-izy ny zavatra iray: Ny toetrantsika olombelona ~ Samy manana ny toetrany avy ny zavatra rehetra
7  Hatsarana na haratsiana: Ny toetran' ny tanimboly
8  Fipetraka, fitoetra: Manàna toetra maotina [1.1]
9  fitambaran'ny fihetsika sy fisainana ary ny fitondran-tena izay mampiavaka ny tsirairay; endrika isehoana siantifika [1.13]
Explanations in English  10  state, quality, nature, condition [1.7]
Explanations in French  11  caractère [1.8, 1.13]
12  état, nature, qualité [1.8]
13  tempérament, propriété [1.13]
Examples  14  Betsaka ny olona no manana toetra anankiroa: [2.472]
15  ary tsy hisy izay hanao toetra tsy araky ny fombany. [2.59#]
16  Tsy nanova toetra izy, na dia toy ny nohanin-javatra aza ny fony. [2.499]
Morphology 
17  Simple :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  45  Proverbs containing the word toetra

Entry (2/2)46  toetra
Part of speech  47  noun
Explanations in French  48  (ce mot a de nombreuses acceptions. Dans ce cas précis, il fait allusion au port de la plante, bien étalée sur le sol). Plantago tanalensis Baker (Plantaginaceae). Nom relevé par Descheemaeker qui signale son emploi dans les maladies du jeune enfant, notamment en bouillon en cas d'alofisaka [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  49  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Anagrams  51  tatero, toetra

Updated on 2024/10/14